permalien Emission

Rédigé le Mer 15 Oct, 2008 08:15:42 Ajouter un commentaire

photo isika tanora
Ireo mpanao fandaharana (Iska tanora) , somary manjavona ny sary fa miala tsiny,
Tamin'iny volana septambra sy oktobra ity dia " ny mystere" no lohahevitra novelabelarina tao, nanomboka tamin'ny resaka "combustion humaines izany, ny planète Niburu, ny Nefilima, ny taona 2012, ny inversion de pole sns

Afaka manaraka ny fandaharana ianao , isaky ny sabotsy hariva amin'ny 6 ora ( RFa 98.4 Fm)



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: