permalien MISOKATRA NY TAOM-PITAIZANA 2008-2009

Rédigé le Lun 17 Nov, 2008 12:04:43 Ajouter un commentaire
Nisokatra omaly ny taom-pikatrohana skoto TOMIMA SY ORIMA 08-09
nisy ny hetsika roa sosona izay nanamarihana izany dia ny fampiakarana filoha nasionaly anakitelo (FL Nantenaina, Gabriel, Rolin)
sy ny fampiakarana filoha rezionaly : Filoha Onja sy Herizoa tao amin'ny sampana mavo, i FL Tojo, willy, Hasina ,  no tao amin'ny sampana maitso, i Filoha liva kosa no notendrena ho Tonia rezionaly Antananarivo,
mazotoa ry filoha ,
Tsapako fa Navesatra taminareo ilay ceremonie kanefa fotoana tsy ho hadinonareo mandra-maty iny fotoana iny!
Scout indray andro, scout mandrakizay !
Hoan'Andriamanitra e!


Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: